|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mianjonanjona | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Aza mianjonanjona toy ny akoho Mianjonanjona toy ny akoho nihinam-bitsika. [2.558] Mianjonanjona toy ny akoho | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Ne vous en croyez pas comme une poule qui a attrapé un insecte. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Be anjonanjona toa anti-dahy voan-kanina. [2.415 #1837]
Mianjonanjona ohatra ny anti-dahy voan-kanina. [2.558] Mianjonanjona toa anti-dahy voan-kanina. [2.415 #1837] Mianjonanjona, toy ny anti-dahy voan-kanina. [2.653 #1726] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Fier mais embarrassé comme le vieillard qui est bien repu. [2.415 #1837] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|