|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anti-dahy |
| Sokajin-teny | 2 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
3(antidahy) lahy antitra.
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4an old man.
5Contemptuous if used in Imerina.. [Provincial] [1.2] 6an old man (disrespectful). [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7vieillard (peu respectueux).
[1.8] |
| Ohatra |
8 kirin' antidahy sy lahy manara-bady no fanarabiana nataon' izy ireo azy.
[2.470#]
9 Ny renin-jaza mamikitra eo amin' ny andry, fa ny antidahy mitso-drano ireo ampakarina. [1.437#] |
| Mpanahaka | 10 antibavy |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 anti-dahy, 13 haditany |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|