| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : menafify
|
|
|
| Ohabolana 1 | Mena fify tahaka ny henan-kisoa tsara ritra. [2.558 #2223]
Menafify toy ny henan-kisoa ritra. [2.415 #4520, 2.653 #1700]
|
| Dikanteny frantsay | Rouge foncé comme de la viande de porc rôtie. [2.415 #4520]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Volombavan' antitra : hariva vao menafify. [2.558 #5020]
Volombavan' antitra ka hariva vao mena fify [1.1 #416]
|
| Fanazavana malagasy | enti-manambara ny fahombiazan' ny efa zokinjokiny amin' ny lazon' ady feno fikirizana. [1.1 #416]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|