|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : melo-bava | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Tsy misy melo-batana, fa izay melo-bava no meloka. [2.165 #1080]
Tsy misy melo-batana, fa ny melo-bava no maro. [2.558 #305] Tsy misy melo-batana, fa ny melo-bava no melo-batana. [2.653 #3537] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Personne n' est coupable par son corps, mais c' est celui qui est coupable en paroles qui est coupable. [2.165 #1080] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|