|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mananontena | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Ady varotry ny mananontena, ka raikitra vao tora-kovitra. [2.558]
Varotry ny manano tena ka raikitra vao tora-kovitra. [1.1 #810] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny ahiahy aorian' ny fanapahan-kevitra iray izay noraisina. [1.1 #810] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|