| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : iviliana
|
|
|
| Ohabolana 1 | Itony mpamosavy, tsy maniry tandroka hiviliana na mivovò handosirana. [2.558 #1454]
Itony mpamosavy tsy mivovo mba handosirana, ary tsy maniry tandroka mba hiviliana. [2.165]
|
| Dikanteny frantsay | Le sorcier n' aboie pas pour qu' on le fuie, et il ne lui vient pas des cornes pour qu' on s' en détourné. [2.165]
|
| Fanazavana frantsay | C. à. d. aucun signe extérieur ne le fait reconnaître comme sorcier, et ainsi on ne peut s' en garder. [2.165]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|