| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : ihoronana
|
|
|
| Ohabolana 1 | Volombodin' akoholahy : izay ihoronan' ny inaro mba hihoronana. [2.653 #3729]
Volombodin' akoholahy : izay ihoronan' ny maro mba ihoronana. [2.415 #2266]
Volombodin' akoholahy, ka izay ihoronan' ny maro mba hihoronany. [2.558 #5021]
|
| Dikanteny frantsay | Plumes de la queue d' un coq : là où se rassemble la plus grande partie se fait la réunion. [2.415 #2266]
|
| Fanazavana frantsay | Se disait des riches qui amassent toujours, et des grands qui sont suivis du peuple. [2.415 #2266]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|