|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akoholahy |
| Singan-teny | 2akoho, 3lahy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Ny lahy amin' ny akoho.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6[lahy, masculine.] A cock.
[1.2] 7a rooster. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8coq.
[1.8] [akôho lahy] 9coq. [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
| Ohatra |
10 tsy akoholahy aho ka hahatsiaro andro maraina;
[2.69#0]
11 Vonoina ny akoholahy mena sy ny ombim-pandroana. [2.508#425] 12 Vonoina ny akoholahy mena, ny rany tetitetenan' izy rehetra amin'ny handriny. [1.353#] |
| Voambolana | 13 Haibiby: vorona |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 15Randzavola: akoholahy ao amin' ny Baiboly |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|