| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : ihaviana
|
|
|
| Ohabolana 1 | Anisaisana ny ratsy, hihavian' ny soa. [2.415 #6205, 2.653 #236]
Anisanisaina ny ratsy hihavian' ny soa. [2.558 #268]
Anisanisana ny ratsy hihavian' ny soa. [2.165 #95]
|
| Dikanteny frantsay | Prévoir le mal est une source de bien. [2.415 #6205]
Raconter le mal pour que le bien apparaisse. [2.165 #95]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Didimaso asiana ody: mahareta, fa hahita ny soa. [2.653]
Didimaso asiana ody: mahareta fa hihavian' ny soa. [2.653, 2.165]
|
| Dikanteny frantsay | Un chassieux auquel on applique un remède: patientez car vous irez mieux. [2.165 #2047]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|