| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : ialozana
|
|
|
| Ohabolana 1 | Sahala heloka ihany ireo; fa ny iray harona nialozana, ary ny iray sobiky nitaterana. [2.653]
Sahala heloka ihany ireo: fa ny iray harona nilaozana, ary ny iray sobiky nitaterana. [2.165 #1079]
Sahala ihany raha harona nialozana sy sobiky nitaterana. [2.558]
|
| Dikanteny frantsay | Tous deux sont également coupables: car l' un est le panier dans lequel on l' a mis, et l' autre est la corbeille dans laquelle on l' a transporté. [2.165]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|