|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : hafanana | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Jamba mitanina andro : finaritra ny hafanany fa tsy mahita ny famirapiratany. [2.415 #2154]
Jamba mitanina andro : ny hafanana dia lavorary fa ny famirapiratana no tsy hita. [2.558 #1543] Jamba mitanin' andro: finaritry ny hafanany, fa tsy mahita ny famirapiratany. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Aveugle qui se chauffe au soleil : il se réjouit de sentir sa chaleur, mais il ne voit pas sa lumière. [2.415 #2154]
Un aveugle se chauffant au soleil: il est content de sentir sa chaleur, mais il ne peut voir son éclat. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|