| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : fohazy
|
|
|
| Ohabolana 1 | Raha razana tsy hitahy, fohazy hihady vomanga. [2.165 #64, 2.415 #103, 2.558 #3648, 1.1]
|
| Fanazavana malagasy | Nino fatratra ny fitahian' ny razana ny Ntaolo ka nesoiny ireo noheveriny fa tsy miraharaha ny hitahy ny taranany velona. [1.1]
|
| Dikanteny frantsay | Si les ancêtres ne veillent pas vous protéger, réveillez-les pour arracher des patates. [2.415 #103]
Si les ancêtres ne veulent pas vous bénir, réveillez-les pour arracher des patates. [2.165]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|