|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : firana | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Amboa momba mangaiña, sady tsy mahalany firaña no tsy mitahy miasa. [2.165]
Amboa momba mangarina : sady tsy mahatahy miasa tsy mahalany firana. [1.147 #A49] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Amboa miaraka amin' ny mpanao toaka: sady tsy mahalany firana no tsy manampy ny mpiasa. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|