| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : fako
|
|
|
| Ohabolana 1 | Fakon' olona. [2.415 #1622]
|
| Dikanteny frantsay | Gens de rien et balayures du peuple. [2.415 #1622]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Fandraotra manadio ny lohan' ny sasany, nefa ny vavan' ny tena feno fako. [2.558]
Kifafam-bolo manadio ny lohan' ny sasany, nefa ny vavan' ny tena feno fako. [2.558]
Kofafam-bolo : manadio ny lohan' ny sasany, nefa ny vavan' ny tena feno fako. [2.415 #6473, 2.653 #1281]
|
| Dikanteny frantsay | Peigne à cheveux : il nettoie la tête des autres, mais sa bouche à lui est pleine de saletés. [2.415 #6473]
|
| Fanazavana frantsay | Vouloir réformer les autres sans se réformer soi-même. [2.415 #6473]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|