|
|
|
|

Teny iditra1 fandraotra
Fototeny  2raotra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mandraotra.
5Amboarana horona henjankenjana voafehy tsara toy ny kifafa kely ka atao solom-pihogo hitsikerakerana, hanogoana ny volo. [1.1]
6fihogo. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7Same as fandrao-bolo. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8peigne. [1.13]
Kamban-teny rehetra  9fandraobolo
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 afandrotra, 12 fandraotra, 13 fandroatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02