|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : bararata | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Bararatan' i Nanja : raha tsy pararetin' ny mamba dia pararetin' ny voay. [2.558 #848]
Bararatan' Inanja : raha tsy pararetin' ny mamba, pararetin' ny voay. [2.415 #709, 2.653] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Roseaux de Nanja : s' ils ne sont pas agités par les crocodiles, ils le sont par les caïmans. [2.415 #709] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Le peuple est exploité tantôt par un chef et tantôt par un autre. [2.415 #709] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|