|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : bakobako | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Bakobako miharo amin' angatra; niharo ñy raha samby raha. [2.165]
Bakobako niharo amin' angatra : niharo ny raha samy raha. [1.147 #B2] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Bakobako niharo amin' angatra, tafaharo samy loza. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|