|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : andranoka | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Lelo nasondrotra : tsy very fa nody an-dranony. [1.147 #L44] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Lena an-dranony karaha lela. [1.147 #L37] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Mahery an-dranony karaha tain' akoho. [1.147 #M8] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 4 | Sakondry ny olona : samy mavomavo an-dranony. [1.147 #S28] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|