|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 asondrotra |
| Fototeny | 2sondrotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao ho avoavo kokoa: Asondroty io sary io fa iva loatra ~ Asondroty ny feo.
5Akarina, ampiana tovona; tovonana: Hasondrotray ny tranonay amin' ny taona ho avy. 6Atao amin' ny toerana ambonimbony kokoa, omena voninahitra: Nasondrotry ny fanjakana izy fa nahavita be tamin' ny firenena. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7à élever, à hausser, à augmenter, à promouvoir en dignité, à relever, à faire dépasser, à faire monter: Iva loatra io sary io ka tokony hasondrotra (Ce tableau est trop bas, il faut l'élever) ~ Tokony hasondrotra ny tranonao (Vous devriez exhausser votre maison) ~ Nasondrotry ny fanjakana izy (L'administration l'a promu à un poste plus élevé).
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|