| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : ametrahana
|
|
|
| Ohabolana 1 | Ny olo-marina ohatra ny vato lava sorona: izay ametrahana azy mety avokoa. [2.653]
Ny olo-marina ohatra ny vato lava sorona, ka izay ametrahana azy mety avokoa. [2.558]
Ny olona marina ohatra ny vato lava sorona, ka izay ametrahana azy marina avokoa. [2.165]
|
| Dikanteny frantsay | Les gens honnêtes sont comme une pierre longue servant aux sacrifices: on peut la placer n' importe où, elle exerce toujours son influence. [2.165 #101]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|