|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : Ambositra | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Be resaka ohatra an' Ambositra, fa tsy hahalafo an' Ambohinamboarina. [2.558 #885, 1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa na mahay miteny sy be resaka aza ianao, dia tsy ho voambaka akory ny hafa. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|