|
|
|
|

Teny iditra1 mahalafo
Fototeny  2lafo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Afaka mivarotra: Tsy mahalafo ny variny io mpivarotra io.
5Enti-milaza ny antony mahatonga ho lafo: Ny hakelezan' ny vokatra no nahalafo ny vary taona ito. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to sell for a good price. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7débiter une marchandise. [1.3#358, 1.8]
8écouler une marchandise, la vendre à bon prix ou à la bonne saison: Tsy nahalafo na inona na inona aho (Je n'ai pu rien vendre). [1.3#358]
9vendre à bon prix. [1.8]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 mahafalo, 16 mahalafo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02