|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famono |
| Fototeny | 2vono |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mamono.
5Azo vonoina. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6One who is frequently beaten; that which is used to kill with..
[1.2] |
| Ohatra |
7 Ny Antsiantsy no tsy famono.
[2.69#]
8 dia toy izao avy no famono ny mpangalatra [1.437#] |
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 famono, 11 fanomo, 12 fonoma, 13 manofo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|