|
|
|
|
Fikambanana 39 amin' ny teny
varavarana
(#1)
Kamban-teny (38)
1
aham-baravarana
2
ambaravarambe
3
ambaravarana
4
ambaravarankely
5
ariranom-baravarana
6
elom-baravarana
7
fanaovana hidim-baravarana
8
fotsy varavarana
9
izao miankandrefam-baravarana izao
10
kapilam-baravarana
11
kodiam-baravarana
12
lela varavarana
13
mandom-baravarana
14
mandondom-baravarana
15
manondro varavarana
16
migaona ny varavarana
17
ny miankandrefam-baravarana
18
ny tola-miadidy ny varavara-miandraikitra
19
nivoaka ny varavaran-kazo ka niditra ny varavaram-bato
20
rindrim-baravarankely
21
sakam-baravarana
22
takola-baravarana
23
tokonam-baravarana
24
varavaram-bavahady
25
varavarambe
26
varavara-miandraikitra
27
varavarana ivelany
28
varavarana mirindrina mora vohaina
29
varavarana misy ampanoa
30
varavarana mivoha ankavanana
31
varavarana mivoha ankavia
32
varavarana takela-petaka
33
varavarana tory hisatra
34
varavaran' efitra
35
varavarankely
36
varavarankely misy fitaratra
37
zorom-baravarambe
38
zorom-baravarankely
Anaran-toerana (1)
39
Ambaravarambato