|
|
|
|

Teny iditra1 Ambaravarambato
Singan-teny  2vato
Sokajin-teny  3 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  4 Andriamambavola, niakatra avy tao Anjohy, Raberesaka Rainimahay niakatra avy tao Ambatovinaky, Rakotonavalona niakatra avy tao Ambavahadimitafo ary Raberanto avy eo ambaravarambato. [2.508#383]
5 Koa tamy ny andro Alatsinainy 28 Asombola 1849, no nandravany ny tranon dRainimiadana atsy Avaratranjoma izay niangonana isan'Alahady hivavahana, sy ny tranon dRafaralahibe-tsarasaotra koa noravany ny ao ambaravarambato. [2.59#17]
Ohabolana  6 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02