|
|
|
|

Teny iditra1 mandom-baravarana
Singan-teny  2mandòna, 3varavarana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza ireo mpamaky volana tanin' ny famonoam-boalavo (fa nenjehana ny mpamosavy izay mandona ny varavaran' ny olona ho fampitahorana). [1.1]
Mpanahaka  6 mandondombaravarana
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02