|
|
|
|
Fikambanana 5 amin' ny teny
olitra
(#1)
Kamban-teny (3)
1
dian-olitra
2
manao dian-olitra
3
oli-kazo
Anaram-biby (2)
4
olidandy
5
olimpanjehy
Fikambanana 5 amin' ny teny
olitra
(#2)
Kamban-teny (5)
6
hanin' ny olitra
7
mararin' ny olitra
8
marary olitra
9
oli-manara
10
oli-nify