|
|
|
|

Teny iditra1 hanin' ny olitra
Singan-teny  2hanina, 3olitra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5marary nify. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a phrase used in speaking of toothache; lit.
7eaten by a worm.. [1.2]
8suffering from toothache. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9Mal de dents : c' est un ver qui les ronge.
10Les Malgaches expliquaient ainsi le mal de dents.. [2.415#2802]
11qui a mal aux dents. [1.8]
Voambolana  12 Fahasalamana
Tovy hevitra  13kekerin' ny olitra, marary olitra, mararin' ny olitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31