|
|
|
|
Fikambanana 8 amin' ny teny
mangirana
Kamban-teny (8)
1
mahita mangirana kely
2
mangirana ny andro
3
mangirana ny trano
4
mangiran-dratsy
5
misy mangirana kely
6
tsy hita mangirana
7
tsy mahita mangirana
8
vatomangirana