|
|
|
|
Fikambanana 28 amin' ny teny
lasa
Kamban-teny (28)
1
inona fa tsy lasa izy
2
lasa ambiroa
3
lasa any amin' ny varo-tsy mifody
4
lasa any am-parakatsakatsaka
5
lasa any an-dakira
6
lasa any an-koatra
7
lasa any banty
8
lasa eritreritra
9
lasam-bidy
10
lasam-binany
11
lasam-bodi-ondry
12
lasam-borona
13
lasa mpifosa vao mifafa trano
14
lasam-pofona
15
lasan' Andriamanitra
16
lasan-ko andriamanitra
17
lasan-ko fofona
18
lasan-ko razana
19
lasan-ko vavany
20
lasan-ko vavany toa haron-tabebaka
21
lasa olo-malala
22
lasa vinany
23
manan-kery amin' ny lasa
24
mitahia fa lasan-ko razana
25
mitari-bady tsy lasam-bodiondry
26
ririnin-dasa tsy tsaroana
27
taon-dasa
28
taon-dasa tsy tsaroana