|
|
|
|
Fikambanana 28 amin' ny teny
indray
(#1)
Kamban-teny (28)
1
akay indray
2
aza ny ateran-kira indray no milaza tsy mahay
3
fandaharan-tsakafo indray homana
4
indray andro mahamay
5
indray andro manenjana
6
indray andro maninjitra
7
indray izy tsara: indray izy ratsy
8
indray mahamasa-bary
9
indray mahamasa-patsa
10
indray maka
11
indray malaka
12
indray mandeha
13
indray mandingana
14
indraim-bava
15
indray mifantsona
16
indray mihelatra
17
indray mihelina
18
indray mihira
19
indray mipi-maso
20
indray mipy maso
21
indray miserana
22
indray mitono valala
23
indray mitopy maso
24
indray mitoraka
25
manao indraim-bava
26
ny arivo lahy tsy maty indray andro
27
ny voa famaky indray no mandoa efatrambatry
28
zaza indray mihira