|
|
|
|
Fikambanana 17 amin' ny teny
arahaba
Kamban-teny (17)
1
arahaba ho arivo tratran' ny taona
2
arahaba ho arivo tratry ny taona
3
arahaba nahazo ny rariny
4
arahaba nahazo tokantrano
5
arahaba nahazo voninahitra
6
arahaba nieran' ny loza amin' antambo
7
arahaba nomen' andriamanitra ny fara
8
arahaba nomen' andriamanitra ny hitsiny
9
arahaba ririnina ê
10
arahaba sitrana soa aman-tsara
11
arahaba sitran' ny teritery nanjò
12
arahaba tonga soa
13
arahaba tonga soa aman-tsara
14
arahaba tratran' ny taona
15
arahaba tratry ny taona
16
arahaba tsy maty fo aman-aina
17
arahaba tsy nanao takalo kely