Teny iditra | zena | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Singana krômôzôma miantoka ny famindrana sy ny fitrangan'ny toetra ifandovana [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Gène, facteur héréditaire [1.13] | |
Voambolana | Haiaina | |
Tovy hevitra | fototarazo | |
Teny iditra | Zena | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
Fanazavàna teny anglisy | Zenas [2.996] | |
Fanazavàna teny frantsay | Zénas [2.996] | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Tovy hevitra | Zenasy | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Zena | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |