Teny iditra | zana-bohitra | |
Singan-teny | zana- (zanaka) ; vohitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Vohitra kely [1.1] | |
Teny iditra | zanabohitra | |
Singan-teny | zanaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | A suburb [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Banlieue [1.8] | |
Ohatra | Azony moramora ihany ny zanabohitra dia i Soamanandrariny, Ankadindramamy, Anjanahary, Ankadifotsy ary Andraisoro.
[2.508] | |
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/05 |