Teny iditra | vorombola | ||
Singan-teny | vorona ; vola | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Vorona iray fianakaviam-be amin' ny akoho sy ny vorontsiloza, misy volony marevaka, indrindra ny lahy, izay manan-drambo mahazo misandrahaka ka mivelatra toy ny kodiarana [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Peacock [4.22] | ||
Paon [1.54, 4.22] | |||
Anarana siantifika | Pavo cristatus | ||
Voambolana | Haibiby: vorona | ||
Lahatsoratra | Randzavola: vorombola ao amin' ny Baiboly | ||
Sary | |||
Fivaditsoratra | rombovola, vorombola |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |