Teny iditra | voantandroka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Bibikely mipetraka amin' ny mandomando sy ny maizimaizina, saingy mihorona faingana izy rehefa raisin' ny tanana [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Fivaditsoratra | vatan' akondro, voantandroka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |