|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 vatan' akondro
Singan-teny  2vatana, 3akondro
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilay taho ben' ny akondro mitondra ny tenany manontolo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Le faux tronc du Bananier. [1.196]
Ohatra  7 Ary rehefa tafiditra ny vatanakondro sy ny fary, dia nirotsaka tao ampahibe; [2.59#]
8 ary nytenany nidaraboka tahaka ny vatanakondro: ny rà nitirifika sy nifantsitsitra hatraiza hatraiza ka nahakotsa ny tarehin-dRatsialainkery sy ny fitafiany. [2.587#]
Voambolana  9 Haizavamaniry

Teny iditra (2/2)10 vatan' akondro
Singan-teny  11vatana, 12akondro
Sokajin-teny  13 kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  14Figuré: sans goût, insipide. [1.196]

Fivaditsoratra  15 vatan' akondro, 16 voantandroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12