Teny iditra | vinanihefaka | |
Singan-teny | vinany ; hefaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Faritra misampantsampana ivarinan'ny renirano amin'ny ranomasina na farihy ary iangonan'ny fotaka entin'ny rano [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Delta [1.13] | |
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | |
Tovy hevitra | hefaka | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/18 |