|
|
|
|

Teny iditra1 hefaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3sampana. [Tambahoaka] [1.78]
4faritra misampantsampana ivarinan'ny renirano amin'ny ranomasina na farihy ary iangonan'ny fotaka entin'ny rano. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5delta. [1.13]
Voambolana  6 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  7vinanihefaka
Kamban-teny rehetra  8vinanihefaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08