Teny iditra | vazakakio | |
Singan-teny | vaza ; kakio | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-boloky madinika toy ny sarivazo, saingy mainty [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Tovy hevitra | kakio | |
Fivaditsoratra | vazakakio, voakizaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08 |