Teny iditra | vatokaranana | |
Singan-teny | vato ; karanana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bato mafy sy mangarangarana [1.1] | |
Singa iray ao amin'ny taharon'ny granitra [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Quartz [1.13] | |
Ohatra | ary nony voa fehy mafy tsara, dia alaina ilay tainomby no volavolaina atao lahinjiro, dia aorina analy ny lovia, dia tohanany ny vatokaranana;
[2.48] | |
Voambolana | Haibolantany | |
Tovy hevitra | koartsa | |
Tsipelina hafa | vatoharanana [1.1#1018] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/13 |