Teny iditra | varifitoventy | ||||
Singan-teny | vary ; fito ; venty | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Anaram-bola mitovy amin' ny variraiventy impito, izany hoe mitovy lanja amin' ny voambary fito, ka ny sandany dia dimy santima amin' ny vola ankehitriny (0,05f) [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Le poids de sept grains de riz; cinq centimes [1.3] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny varifitoventy io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |