Teny iditra |
vaika
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Saika na saiky [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Presque, peu s'en faut [1.3]
|
Ohatra |
1 | Hisolo vaika ny akalana ahoana, Razandry?
[2.528]
|
2 | fa lolo-mahery vaika no mampitrena azy ireny.
[2.643]
|
|
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
vaika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ilay vy kely entina hampiatrana ny fem-basy [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | L'action d'armer le chien du fusil [1.3]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
vaika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Intensité [1.13]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|