Teny iditra | tete | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Rano pitiny kely mianjera mitsitaitaika ka boribory kely ny endriny (tsy fampiasa amin' izao io teny io, fa ny matoanteny mitete no entina misolo azy): Andraraho fanafody indimy mitete (fa tsy indimy tete) ity rano ity. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Goutte [1.13] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | tête | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana (vavy) | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Loha [1.9, 1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |