|
|
|
|
Teny iditra
1
manatete
Fototeny
2
te
te
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mampidina (rano na fanafody) mitsitaitaika toy ny patrakala.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
manatete
6
Ny lasa :
nanatete
7
Ny hoavy :
hanatete
8
Filaza mandidy :
manateteva
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12