Teny iditra | tsindrimpeo (tsindry, feo) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fanindriana ny feo manokana eo am-panononana teny iray: lavitra. Misy efatra ny fiantsoana ny tsindrimpeo: renitsindrimpeo (tsindrimpeon' ilay reny teny farany: ankizy kely maro); zanatsindrimpeo: ireo tsindrimpeo hafa; tsindrimpeo fototra (tsindrimpeompototeny: levona); tsindrimpeo am-panovanana na nikisaka: levonina [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Accent d'intensité, accent tonique [1.13] | |||
Voambolana | Haiteny | |||
Kamban-teny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |