Teny iditra | tresaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Vaky sady mivava, misokatra. [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | tresaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Vakin-tongoa, fay na tsefaka ka misy miletsy, misy misondrotra [1.13] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Faille [1.13] | |||||||||||||||
Voambolana | Haibolantany | |||||||||||||||
Mpanahaka | etry ~ fay | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | retsaka, sekatra, tresaka, tseraka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |