Teny iditra |
toaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavapisotro misy aikaola mahamamo: Mpisotro toaka [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Nom général des alcools préparés par distillation à la mode malgache.
La distillation clandestine a pris une grande extension et cause de graves dommages à la santé publique. Dans leur déclaration du 23 novembre 1977, les Evêques de Madagascar observent que : « L'alcoolisme et les drogues sont des fléaux largement répandus à travers toutes les couches de la population ». Le Gouvernement malgache s'efforce d'en réduire l'importance. [1.196]
|
Ohatra |
1 | Afa-tsy ny toaka, izay izahay no nanapitra azy.
[2.471]
|
2 | Sady vao maika nanafana ny lohany koa ny toaka nosotroiny.
[2.472]
|
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Zanakanarana |
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|