|
|
|
|

Teny iditra1 Rajaonary
Sokajin-teny  2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Rajaonary (1850-1902). [3.1]
Ohatra  4 Rehefa tonga ny fotoana dia natao ny hira : "Misaora an' ny Zanahary", nikambanan' ny be sy ny maro, dia nitarim-pivavahana Rajaonary, Mpitandrina. [2.649#1880/01/03]
Voambolana  5 Haisoratra: mpanoratra
Asa navoany  6 1880 Ny Abidin' ny toaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13