Teny iditra |
tendro
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny ilany ambony indrindra, ny tampony amin' ny zavatra iray lava na avo:
Tapaho ny tendron' io tady io. / Misy sarin' akoholahy erỳ an-tendron' ny tranon-dakolosy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The tip, the top [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Sommet [1.8, 1.13]
|
| Bout [1.8]
|
| [Merina]
La cime d'un arbre. On dit par exemple an-tendron'ny hazo : à la cime de l'arbre [1.196]
|
Ohatra | eo amin' ny koranam-pifaliana iraisana no mifandray tendro izany.
[2.313]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
tendro
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Mari-tsoratra fanao eo amin' ny zanatsoratra misy tsindrimpeo: lalàna (tendry ?) Ilay mari-tsindrimpeo atao eo ambonin' ny tarehintsoratra a na i na o:
à, ì, ò [1.1]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
tendro
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo]
Nom donné aux fruits avortés ; mal formés. Par exemple : tendrom-boatelo (Dubois).
[1.196]
|
Voambolana |
|